|
|
|
|

Teny iditra 1  misifotra
Fototeny  2 sifotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangalatra zavatra madinidinika, mamitaka amin' ny fomba tsy mendrika [1.1]

Fivaditsoratra  9 mifositra, misifotra, 10 ramifotsy, 11 tsimarofy, 12 tsy marofy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20