|
|
|
|

Teny iditra 1  miseho
Fototeny  2 seho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany
9 Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany
10 Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo
11 Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha [1.1]
12 mitranga araka ny hita maso [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 apparaître [1.13]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny how miseho
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 mihose, miseho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21