Teny iditra | misarika (sarika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To pull; to snatch; to make the drawing of the lottery [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tirer; enlever avec la main [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny misarika io | ||||||||
Fivaditsoratra | marisika, misarika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |