Teny iditra | misaoky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Mihantona [1.78] | |
Teny iditra | misaoky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Mikosokosoka, milelaka [1.78] | |
Fivaditsoratra | miòsika, misaoky, misioka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |