|
|
|
|

Teny iditra 1  misahotaka
Fototeny  2 sahotaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha vao nandre izay vaovao izay
8 Mikorontana sady mitabataba: Nisahotaka ny mponina raha vao nandre ilay poa-basy [1.1]

Fivaditsoratra  9 mahatosika, misahotaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20