Teny iditra |
misafo
(safo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampandalo moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Misafo ny lohany mandrakariva io zazalahy io rehefa hiteny Manotra: Iza no nisafo ny tongotrao narary? Teny ilazana ny vehivavy bevohoka mitondra ny kibony hojeren' ny dokotera na ny mpampivelona: Tonga misafo isan-tapa-bolana eto amin' ny hopitaly io Ramatoa io. Mandalo mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Hisy lehibe hisafo ny trano fitsaboana rahampitso Mijery taratra: Nisy lehilahy nisafo ny tanana omaly mba hangalatra [1.1]
|
Ohatra | Raha voateny ny lesoka, misafo ny azy ny petakorona.
[2.346]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misafo |
Ny lasa : |
nisafo |
Ny hoavy : |
hisafo |
Filaza mandidy : |
misafoa |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
misafo
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
misasa
[1.78]
|
| [Sihanaka, Tanala]
Misasa tava, misasa maso [1.78]
|
|