Teny iditra | mirodorodo (rodorodo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha maso miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany: Inona àry izany mirodorodo any atsinanana any izany? Miasa haingana, mirotoroto [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | midorodoro, mirodorodo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |