|
|
|
|

Teny iditra 1  miritsoka
Fototeny  2 ritsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mibitsika, milaza zavatra mangingina [1.1]
Ohatra  9  Ity rivodrovotra an-tanin' olona
mitsoka maraina dia mitambolona
Hariva ny andro vao mba miritsoka
[Ny Havana]

Fivaditsoratra  miritsoka, 10 misokatry, 11 misokitra, 12 mitsorika, 13 tsimorika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20