|
|
|
|

Teny iditra 1  miraotra
Fototeny  2 raotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fiteny amin' ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra ahitra erỳ avara-tanàna ny ombintsika
9 Mihogo: Volo tsy miraotra akory no nentiny nivoaka fa efa maika izaitsizy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 combed, brushed. [1.2]
Ohatra  11  Miova kely ombieny ireny, raha mandalo tanimboly sy tanimbary, ireo dobon-tsondro sy omby miraotra lalovana. [2.470#9]

Fivaditsoratra  12 mairotra, 13 maoritra, 14 martiora, miraotra, 15 miroatra, 16 mitroara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20