|
|
|
|

Teny iditra 1  miraoka
Fototeny  2 raoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Maka sy manongotra ahitra amin' ny vava toy ny fanaon' ny omby, ondry, sns...: Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia; / miraoka ahitra tsy mba voky, mimaona foana, lavi-mpanoina (F. Rai.) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to eat grass as cattle. [1.2]
9 to crop grass (of cattle, etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 brouter l'herbe; être misérable [1.8]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how miraoka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 amokary, miraoka, 14 miroaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21