|
|
|
|

Teny iditra 1  mipotraka
Fototeny  2 potraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1]
Ohatra  8  misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka. [2.69#]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mipotraka

Fivaditsoratra  mipotraka, 10 mpirotaka, 11 mpitoraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20