Teny iditra mipipy (pipy (py))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Mipipy maso, mihehy amin' ny tongony, manao famantarana amin' ny rantsan-tànany. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipipy
Ny lasa : nipipy
Ny hoavy : hipipy

Teny iditra mipipy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipipy
Ny lasa : nipipy
Ny hoavy : hipipy
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31