|
|
|
|

Teny iditra 1  mipararetra
Fototeny  2 pararetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany
9 Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to tremble, shake, or vibrate [1.2]
11 to vibrate, to tremble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 vibrer, trembler [1.8]
Ohatra  13  mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho. [2.996]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21