Teny iditra | mipaoka (paoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifaoka, manendaka: Nipaoka ny tafo ny rivotra Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nipaoka ny bokiko teto ambony latabatra teto [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To snatch [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Rafler, entraîner rapidement: [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mipaoka io | ||||||||
Fivaditsoratra | miapoka, mipaoka, mipoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |