Teny iditra | mipampana (pampana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitsapatsapa ao amin' ny maizina na noho ny maso pahimpahina Manao an-jamba [1.1] | ||||||
[Sihanaka] [ mipampaña ] Mitsapatsapa [1.78] | |||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |