|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miorina |
| Fototeny | 2 orina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io?
9 Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana 10 Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to fix, to be raised, to be firmly established.
[1.2] 12 to be founded, to be established [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 être fondé, fixé, établi
[1.8] |
| Ohatra |
14 Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina.
[2.470#27]
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | miorina, 16 miriona, 17 morainy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|