Teny iditra | miore | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Miteraka: Raha mahazendaña aba itoy fa ny tsa miore no maimbo mpifana (Zava-mahagaga re izany, ny tsy miteraka no maimbo mpifana) [1.78] | |
Fivaditsoratra | miero, miore |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |