|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miofana
Fototeny  2 ofana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4 tempered, hardened. [1.2]
5 to be tempered (of steel) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être trempé (en parlant de l'acier) [1.8]

Teny iditra (2/2) 7  miofana
Fototeny  8 ofana
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  13 to prepare oneself, to receive training [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 se préparer, s'entraîner [1.8]
Ohatra  15  Nefa andron' ny fandrosoana izao, ka tsara angamba raha mba miofana any Antananarivo izy, mba milona kely any hahalala ny fanaon' ny olona. [2.4#]

Fivaditsoratra  16 famoina, 17 fimaona, 18 fiomana, 19 miafona, 20 mifanao, mifañao, miofana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13