|
|
|
|

Teny iditra 1  miletsy
Fototeny  2 letsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bara] mifanizina [1.78]
9 Mietry: Miletsy ny valin-drihana
10 Milefitra, miforitra noho ny lanjan' entana entina: Loza ny havesatr' ity vata ity fa efa miletsy mihitsy ireo mpitondra efa-dahy matanjaka
11 Midina mitambotsotra: Efa fararano izao ka antenaina fa hiletsy ny vidimbary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to sink or yield under weight or pressure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 s'affaisser sous un poids, une préssion [1.8]

Fivaditsoratra  miletsy, 14 militse

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20