|
|
|
|

Teny iditra 1  miletra
Fototeny  2 letra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miditra ka tsy afa-mivoaka intsony: Miletra ao anatin' ny gadanà ny fanalahidy
9 Miditra betsaka: Mbola miletra ato an-trano ihany ny olona, nefa efa tsy omby
10 Mihinana be dia be, manao voky hatenda: Niletra ny anao lahy omaly tany amin'ny fanasana ha nandraiki-narary ~ Niletra vomanga Isambilo ka narary kibo [1.1]
Mpanahaka  11  mihitsoka, 12  mihizina, 13  misesika, 14  misisika, 15  misosososo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22