|
|
|
|

Teny iditra 1  miletaka
Fototeny  2 letaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy mahazaka tena ka midaboka amin' izao: Miletaka ny tamboho
9 Mipetrapetraka any an-tranon' olona: Miletaka foana any antranon' olona Ikoto [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20