|
|
|
|

Teny iditra 1  milepaka
Fototeny  2 lepaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany
8 Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka?
9 Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka [1.1]

Fivaditsoratra  milepaka, 10 mipelaka, 11 pilamake

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20