Teny iditra | milaza ampahibemaso | |
Singan-teny | milaza ; ampahibemaso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Milaza mba ho fantatry ny olona rehetra: Efa namoaka lalàna ampahibemaso momba izany ny fanjakana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |