|
|
|
|

Teny iditra 1  milamaka
Fototeny  2 lamaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandry midaboka amin' ny tany: Nilamaka eran' ny trano ny ankizy raha vao tonga fa vizana
9 Miampatra, mivalampatra, mivalandotra: Be ny fatin' ny miaramila nilamaka tamin' ny tany [1.1]
10 [Antambahoaka] mivalandotra [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  11 lain down, as rice thrown down by the wind; prostrate; in the provinces to lie down [1.2]

Fivaditsoratra  12 mamalika, milamaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04