|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikorotsaka
Fototeny  2 korotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy
9 Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  mikorôtsaka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [Bezanozano] mikorosy [1.78]

Fivaditsoratra  mikorôtsaka, mikorotsaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15