|
|
|
|

Teny iditra 1  mikororosy
Fototeny  2 kororosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao ankororosy
9 Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra
10 Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to slide; to fall down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 glisser, dégringoler [1.8]
Ohatra  13  Tsy inoako ny hoe mikororosy fahana ny olombelona ka hanjary ratsy noho ny taloha. [1.369#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mikororosy
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21