|
|
|
|

Teny iditra 1  mikondendina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
6  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendina hahandro vary ho azy indray [1.1]
Tovy hevitra  8 mikondendy, mikorandendina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22