Teny iditra | mikombom-bava | |
Singan-teny | mikombona ; vava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: gina | |
Ohatra | Sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny.
[2.470] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |