|
|
|
|

Teny iditra 1  mikiririoka
Fototeny  2 kiririoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikiakiaka amim-peo avo sy mafy: Mikiririoka manharenin-tsofina ireo ankizy ireo
9 Mangintsina, migina: Mikiririoka ny sofiko azon' ny feon' ity masinina ity [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20