|
|
|
|

Teny iditra 1  mikiraro
Fototeny  2 kiraro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao na mitondra kiraro: Nikiraro hatramin' ny fahazazany izy fa izahay kosa efa lehibe vao nikiraro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to wear shoes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 porter souliers [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mikiraro, 12 mirorika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21