|
|
|
|

Teny iditra 1  mikiramborambo
Fototeny  2 kiramborambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihantokantona ka mikirazorazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 same as miramborambo [1.2]

Fivaditsoratra  mikiramborambo, 10 mikirombaromba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20