Teny iditra | mikenge | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Manantena: Laha mañara-dalana tsy masaka ko sia, ko leha nama tsy kosa meñatsa (raha manaradalan-tsy masaka ho sia ary raha manantena naman-tsy mahatoky ho voafitaka) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |