|
|
|
|

Teny iditra 1  mikehana
Fototeny  2 kehana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka
8 Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho
9 Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny [1.1]

Fivaditsoratra  10 mahenika, mikehana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20