|
|
|
|

Teny iditra 1  mikatrokatroka
Fototeny  2 katrokatroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza feon-javatra samy mafy mifandona: Mikatrokatroka ny kitron-tsoavaly mandeha amin' ny vato [1.1]
Ohatra  8  Toa voavetsovetsony amin' izany ny tsy fahaizany sy tsy fahalàlany, ny herin' ny vy mikatrokatroka raha miohatra amin' ny fanolanam-pary, ny angady sy ny sarety anànana. [2.470#125]

Fivaditsoratra  mikatrokatroka, 9 mikotrakotraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20