Teny iditra mikatraoka (katraoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteraka feo mafy toa feo avy amin' ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny vato [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikatraoka
Ny lasa : nikatraoka
Ny hoavy : hikatraoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05