Teny iditra | mikalo (kalo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihira amim-po mametsovetso; mitantara an-tononkira [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To sing or chant sadly; to sing [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Chanter des mélopées, chanter tristement [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | mikalo | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] mividy [1.78] | ||||||||
Fivaditsoratra | lamoky, lomaky, lomika, mikalo, mikola, milako, miloka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |