Teny iditra | mikaike | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly, Tanosy] miantso [1.78] | |
[Bara] miantso [1.353] | ||
Ohatra | mikaike Anao aho mba hitsara ity adinay
[1.353] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mikaike io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |