|
|
|
|

Teny iditra 1  mikaikaika
Fototeny  2 kaikaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitomany, mijaly mafy, mandatsa-dranomaso be: Nikaikaika Ravehivavy io fa maty ny zanany
9 Mitoloko, mitaraindraina: Nikaikaika nandritra ny alina izy fa very ny kisoany
10 Mimonomonona, mampiseho tsy fahafaliana: Mikaikaika ny vahoaka famisondrotra loatra ny vidin-javatra
11 Mimenomenona, mimonomonona, mimonjomonjo, mimoimoy, mikoinkoina [1.1]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mikaikaika, 13 mikiakiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21