Teny iditra mijotso
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Mivoaka, midina [1.78]
  [Bara] Midina [1.78]
 Midina [1.78, 1.1]
 Mihena, midina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Décroître, descendre [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijotso
Ny lasa : nijotso
Ny hoavy : hijotso
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31