Teny iditra | mijoalajoala (joalajoala (joala)) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avo be izaitsizy ka toa ho tapaka, mitsoaka lava be (hazo maniry) Mirehitra mamoaka lelafo miakatra avo dia avo (afo) [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be high, as a tree or tower; cf. mierinerina [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être éminent, dépasser comme un arbre ou une tour; cf. mierinerina [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |