|
|
|
|

Teny iditra 1  mijininìka
Fototeny  2 jininika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha mikoriana mitete tsy misy fiatoana: Mijininika ny ra tamin' ny ratrany ha nentina haingana nankany amin' ny hopitaly izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20