|
|
|
|

Teny iditra 1  mijijijijy
Fototeny  2 jijijijy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamindra manao dingana fohy toy ny mandihy
9 Mitaraina noho ny fanaintainana
10 Maneho mikiririoka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04