|
|
|
|

Teny iditra 1  mijanonjanona
Fototeny  2 janonjanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Tsy mba midina mitsoriaka koa, fa mandeha tsikelikely, mijanonjanona tahaka ny maka aina izany eny an-dalana. [2.4#98]
8  Aza misy mijanonjanona fa any Ampatora anio alina! [2.324]

Fivaditsoratra  9 mianjonanjona, mijanonjanona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20