Teny iditra | mihodimaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Fery: Nifangozotsa i Roalahy ko save niempaka ny mihodimaka amin'ny kirangon'i Bia (Nifanenjika izy roalahy ka miendaka ny fery amin'ny ranjon'i Bia) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |