|
|
|
|

Teny iditra 1  mihoakoaka
Fototeny  2 hoakoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa
8 Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1]
Tovy hevitra  9 mihoaka

Fivaditsoratra  10 mihaokaoka, mihoakoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22