|
|
|
|

Teny iditra 1  miharo
Fototeny  2 haro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] mifangaro [1.78]
9 miray, mikambana [1.78]
10 Mikambana: Miharo amin' ny ranon' i Betsiboka ny ranon' Ikopa ~ Miharo trano amin' ny rafozany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be in a mixed state, to be in a mingled state. [1.2]
12 to be together, to be mixed together (of things) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 être ensemble, être mélangé (se dit des choses) [1.8]
Ohatra  14  Mololo miharo amin-jezika no ijoroany, talantalan-kazo misy vilona no eo anoloany. [2.470#151]
Mpanahaka  15  mifadiditra, 16  mifamaho, 17  mifamahofaho, 18  mifampidipiditra, 19  mifangaro, 20  mifanjevo, 21  mifanosona, 22  miharo voraka, 23  mikambana, 24  mikoro, 25  milaro, 26  mitambatra, 27  tsaporetika
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how miharo
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  30 hamory, 31 mahory, 32 mariho, miharo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22