|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihararetra |
| Fototeny | 2 hararetra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mangovitra fatratra toa rano an-dravina
[1.1] 8 mihovitrovitra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 vibrer
[1.13] |
| Ohatra |
10 Sady taitra Ingahibe no nanala ny sarom-bavany, ka namaly azy tamim-peo mihararetra hoe:
[2.470#176]
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|