|
|
|
|

Teny iditra 1  mihanaka
Fototeny  2 hanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miely eran' ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran' ny trano ny rano [1.1]
8 miely miandalana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 faire tâche d'huile [1.13]
Mpanahaka  10  Manenika
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mahaanky, 13 mahanika, 14 mañahaky, 15 mankahay, 16 mankahia, mihanaka, 17 mikahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22