|
|
|
|

Teny iditra 1  mihamafana
Fototeny  2 mafana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 se réchauffer [1.66]
Ohatra  8  mihamafana aho izany [2.996]
9  mihamafana ny fisakaizana rehefa samy ao anatin' ny tombontsoa mitovy (L'amitié se réchauffe quand on est dans les mêmes intérêts) [1.66#789]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20