Teny iditra | mihalaka (halaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be separate, to go apart, to have a space between. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mihalakalaka | ||||||||
Fivaditsoratra | mahakaly, mahakila, mahalika, mahilaka, mihalaka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12 |